Pakysse

Icon

parle peu et passe à l'acte

VONJEO – SOS MPAMPIANATRA

Ny tena tiako tsindriana eto dia ireo mpampianatra eny amin’ny anjely manontolo(université) satria dia mahatsapa ny tena fa tsy azo atao ny hangina ary izany indrinadra no nampirisika ahy hisarika ny sainareo mpamaky.
vao tsy ela akory izay dia nanome vola be an-tapitrisa dolara maro ny fanjakana ho an’ny institut tsy mainkina iray eto an-tananarivo(INSCAE).ny fanombana ny universitém-mpanjakana ve sa ny fanaovana tsinotsinona ireo mana-pahaizana (mpampianatra malagasy no tanjona?antsika no misaina,mandinika faraha ny tenako manokana dia malahelo satria mahatsapa fa tsy tokony ambaniana tahaka izao ny universitém-mpanjakana.
asa angamba fa mety noho ny nahazoako sakafon-tsaina kely avy amin’ireo mpampianatra ireo no namporisika ahy hanoratra tahaka izao?maro tokoa mankony ireo mpampianatra eny Akatso no efa voky andro ka tokony andeha hisotro ronono fa nohon’ny tsy fisian’ny mpandimby toerana (relève) dia tsy hitan-dry zareo no atao!?etsy andaniny ihany koa anefa ireo mpampianatra sasany izay midonytoerana sy tsy tia hizara traikefa ka any lasa “eternel enseignant vacataire”daholo ny statut ireo mapampianatra tokony andray toran’ireo zokiny.
ny maha tonga ahyhanoratra tahaka izao moa dia ny fitiavako an’ambohitsainasy ny fahitakony tsy firarahin’ireo fanjakana nifanesy hatramin’izay ny mpampanatratsika.
rariny sy hitsiny tokoa ry mpamaky hajaina raha isana-taona dia misy ny grervin’ireo mpampianatra isaky ny universite 6 eto Madagascar.
eto am-pamaranana dia tiako kely ny hanimpy teny ho an’ireo tanora namana monina any ivelanymanam-pahaizana fa raha misy ny abjara briky afaka ho entinareo ho an’ny fampianarana eo amin’ny lafiny universitém-mpanjakana dia indro misy soso-kevitra.
fatako fa maro aminareo no tia hody an’tanindrazana fa dia tsy afa manoatra noho ny lafiny ara ekonomika ny firenena ka any lasa mandatsa-dranomaso sia no azo atao.
koa izany ny toro hevitra afaka omeko dia ny oe manaova tahaka ny “Assiciation Foko Madagascar” dia ny fanadraisana anajra lalina amin’ny fanoratan sy fanehoan-kevitra ary indrindra ny ady amin’ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny blog satria ny hevitry ny maro hono mahataka -davitra.
“ny tady hatsipy eny an-tandroky ny omby ary ny teny kosa eny am-pony’izay mahalala”

Classé dans :Société

18 Responses

  1. Hello Pakisse. Excellent sujet. Le sujet est si grave et aura des répercussions si négatives dans futur très proche que tu aurais même pu intituler ton post: SOS VAHOAKA MALAGASY…

  2. rmstephy dit :

    je suis tout a fait d’accord avec toi tnr.

  3. pakysse dit :

    comme solutions tnr?

  4. Je pense que pour trouver la solution il nous faut réfléchir à la source du problème. Il y a probablement tout un tas de raisons mais les plus évidentes pour mois sont les suivantes.
    1- Le job de professeur d’université est trop mal payé. A part de cela, cette profession n’attire pas forcément grand monde. 2 – Le système de cooptation des professeurs au sein de nos universités est archaique. Il favorise le nepotisme ainsi que la segregation. Si nous parvenons à changer ces deux choses je pense que nous ferons un pas vers la bonne direction.

  5. [...] HELP ! SOS Teachers     from Pakysse I want to talk about the teachers in Antananarivo University Ankatso because as a student I feel No Comments, Comment or Ping [...]

  6. Mpianatr'Ankatso tamizany dit :

    Ny système any Madagasikara mihitsy ny olana.
    Izaho manokana dia tia mampianatra (indrindra hoe eny @ université), saingy tsy mahaleo ny sarany ny vidiny ka na asa tsy mitaky fahalalana akademika aza no hataoko izao, andraisako karama ambony lavitra noho ny raisin’ny mpampianatra eny Ambohitsaina, tena faly aho. De côté aho miezaka mitana ny niveau intellectuel-ko, fa raha noana ny kibo, mivezivezy ny fanahy, hoy ny Ntaolo, ka tsy manan-kambara firy aho ny @ solution fa ny fototry ny olana rehetra ao Dago dia ny système mihitsy no mila fanovana fa io moa, izay tonga eo, variana @ paosiny sy ny hanangon-karena daholo ka dia izao no niafarany.

  7. Tokinao dit :

    Misaotra amin’ny fizaràna fomba fijery pakysse a! Mazotoa e

  8. pissoa dit :

    Fa inona no antony nanomezana vola be ny INSCAE kay ? Miala tsiny fa tsy dia mahara-baovao.

  9. pakysse dit :

    mpianatr’akatso> marina tokoa ny anao fa tena tsy mahaleo ny sarany tokoa ny vidiny fa raha mba misy soso-kevitra kely dia mba jereo ihany na dia kely aza fa tena mampahonena tokoa anie ny mijery an’dry zareo ao fa bon mety efa mba hisy fihovana angamba @ty ministra vaovao ity ka.

    tokinao> mankasitraka e!

    pissoa> nomeny fitondranm-panjakan vahana tokoa ny INSCAE fa mety oe tiana vonoana angmba ny eny ambohitsaina sa tsy dia aiko loatra fa mety koa oe ny tsy fitiavana tsotra izao ireo mpampianatra eny.
    resaka politika io ra pissoa ka aleo mangina dia aty @ blog no maneo alahelo.

  10. INSCAE dit :

    Azafady raha hilaza ny hevitro aho fa tsy misy mitombona na ny kely monja aza ny zavatra lazainareo momba ny inscae satria famatsiana avy amin’ny BADEA io vola io fa tsy avy amin’ny fanjakana ary fanampin’izany dia miankina amin’ny fanjakana tokoa ny INSCAE (Institut NATIONAL), marimarina kokoa amin’ny MFEB (Io no ministera nahita ny famatsiana ka tsy ny azy ve no hokarakarainy alohan’ny hafa).
    Mahagaga mihitsy fa raha vao misy resaka INSCAE kely dia be vava be foana ianareo Gestion Ankatso. Tsy resabe intsony zao no ilaina ry zalahy fa asa amin’izay a!!!!
    Efa vita efa ela ny fanjakan’ingahy ANDRIAMANJATO!
    Koa dia mahaiza mihonona ary mihezaha mafy raha te hisongadina!!
    Misaotra tompoka.

  11. INSCAE dit :

    farany!!!

    Laozy mitomany vatsim-pianarana sy fampitaovana fa aza mianatra e!!
    Laisany mantsy miseho milay loatra ka tsy mety hianatra raha tsy karamaina!!!

  12. pakysse dit :

    INSCAE > raha ny fijeriko ny resakao dia tena tsapa fa irony karazana olona tsy miraharaha ny univertsie irony ary azo lazaina ihany koa fa karzana olona mpanimba ny satria raha tena zohina anie ra inscae dia ireo olo-manga ny firenena dia avy eny Akatso na ny oniversitem-panjaka daholo koa rariny sy hitsiny izahy raha ohatra koa tena oe maneo hevitra satria ita fa dia ny hanimbana ireo taranaka no tena antony no sady ataony inscae inona moa ny vola satria ny ecolage efa lafo be dia tsy azoko oe omena vola ato inona sady rehefa dinihina anie tsy dia olona mahy inona loatra no mivoaka avy eny fa juste irony karazana olona be complexe irony izay manana ecolage fa tsy dia tena oe fahaizana loatra.

    Manarka izay tsy oe olona mpanao getsion daholo akory no miresaka eto fa karazany izay hita fa tsy hananany inscae ihany koa, ary eto am-pamaranana dia miala tsiny aho raha milaza aminao famatoa ny fanajka manao izao dia tsy zakany ny atidohan’ireo mpampianatr sy mpianatra eny @ anjely manontolo dia lasa mitady ny inscae atao allié satria mankony tsy ao loatra raha atao ny dinika aray raha ohatra koa misy ny greve ra insace eny akatso dia tsotra ny antony satria tsy manaraka ny toe tra andro ary tsy mamely ny fampianrana sy ny karaman ireo mpampiantra.

    Tsy aiko tsara raha tsapanao izany resak izany fa aza be resaka oe BADEA sy ny MFB fa mba mandinika tsara alao oe ny antony hanaovany fanajkan izao dia ny hanimbana ny elite izay hita fa impossible sa ahoan hoy ianao?

  13. pakysse dit :

    inscae > Hono oi inona moa ny antony hitenenanao ny anarany ingahy Andriamanjaot fa tsyd ia zokoktsara loatra sa dia fampisehoana ny complexite hanananao izao? asa iza no mahita? ary farany raha mahatsapa iano fa tena olona manga ny firenena dia andao hisalohy tanana ny hanampy ny oniversioten tsika satria tena rariny izao mahao izao sa ahoan?

  14. pakysse dit :

    inscae > Hono oi inona moa ny antony hitenenanao ny anarany ingahy Andriamanjaot fa tsyd ia zokoktsara loatra sa dia fampisehoana ny complexite hanananao izao? asa iza no mahita? ary farany raha mahatsapa iano fa tena olona manga ny firenena dia andao hisalohy tanana ny hanampy ny oniversioten tsika satria tena rariny izao mahao izao sa ahoana?

  15. bitika dit :

    inscae/ azafady indrindra ry ingahy fa fomba fijery ny tokony mba hanampiana ny oniversité-panjakana no natao teto,ary fijery malalaka manoloana ny tsy fitoviam-pitantanana fa tsy nanakiana be fahatany ny fianaranao(INSCAE)… masiaka loatra le vavanao é! de zà koa iteny oe” vidio @ lé ecolage sy lé volabe an’ny ray amandreninao lé diploma” fa ny fahaizanao otran’ “taimborona”.firifiry moa no miseho ho milay eto am tanana fa oe nivoaka tao @ “INSCAE” de mibontsina? ekeko fa misy ny hatrany ny hoe fangatahana fampitaovana satria tsy ampy sosy tsy mitovy am’là ny bandy ka afaka manao zé tiana atao am volan-dray amandreny fa raha hifampitsapa fahaizana de andao hifamotoana é!!!!…. ho hita eo izay “hisongadina” na izaho na ingahy ………

  16. zahoo dit :

    inscae/ankatso/ Nareo reto re de mampihomehy. Raha ny fahitako azy alou de alahelonkanina ny andry zareo ankatso e. Tsy adala anie ny inscaens nisafidy ny hianatra eny @ inscae tsy hoe tsy hitany ny andaniany ny volany fa fantany fa misy valeur kokoa ny diplaoma zaony avy eny. Ary na ny fomba fampianarana eny dia mahomby kokoa satria voaaramaso akaiky ny pianatra. Ary tsy fantatrareo angaha fa misy prof avy eny ankatso ne mampiananatra ao en plus ny sasany avy eny @ université any ampita fa lazaiko aminareo fa tsy mitovy ny résultat. Ny eny ne na de ny prof ara tsy motivé eo ny lafiny karama fa eo koa ny lafiny avy @ mpianatra. Mananihany trop nareo mpianatrankatso. Tsy asianreo sira ny prof efa mila hikoaka mitatatata. Za tsy mandà oe misy elita mivoaka avy eny fa mba firy ny taha? Amzany ny an”ny sasany de faly ny ahazo baoritra fotsiny de mividy bokinolona. Maro anie ny inscaens sady mianatra eny ankatso ka mahay mampitaha tsara ny valeur. Fa raha ianao alou no tafita velona avy ao amin”ny inscae de mahazo midera tena tsara e. Za zao nianatra teny ankatso fa ilaozao manao zavatra hafa toute l”année fa akaiky ny exam vo mijerijery de afaka 1è session iany ne fa any @ inscae rah vo manao kitotoa de exclu ary tsisy antra. Dikany; voasivana ho ny meilleurs no mivoaka @ farany.

    • Sissi dit :

      Tsy haiko aloha ny tsara sy ny ratsy fa je viens de Tamatave, je viens d’avoir mon Bacc et j’ai fais le concours d’entrée en L1 à l’INSCAE. Ofèt, mbola tsy nivaly fa je donnerai tout pour entrer à l’INSCAE. C si évident!
      Ankatso??? Trop 2 fanavakavaham-bolonkoditra!!! Tant que tu ne viens pas d’Antananarivo, T exclu en 1ère année! Zovy marô mila fatin-draha kara zêgny??? Ankatso=Fac D Merina 2 Tanà! Perte de temps pour nous les côtiers. Ka ra possible ny ahitana 5 millions dans un an na D lafo ary, vaux mieux miafy question kata sy ny tariny D aller à l’Inscae

  17. Anonyme dit :

    pakysse> Correction “Anjery manontolo” fa ts “anjely”!!! “recherche” fa ts “ange”
    pakysse> enao nilaza fa ny olo-mangan’ny firenena d avy eny ankatso daholo, mety ho marina zany, fa izahay institut sortant institut privé dia ireo olona mampiodina ity firenena ity satria izahay no tompon’ny niveau fa ts ny avy eny ankatso!!! miala-tsiny!!
    izao manokana dia nianatra en parallèle teny ankatso (Gestion) sy tany @ institut privé (Informatique) fa ny eny ankatso dia tsizarizary ny fampianarana!!! miditra @ 12h ka hatramin’ny 18h ny cours (3 matières) tonga ny prof @12:30 dia mirava @ 13:45, ny prof manaraka tonga vers 14:15 d mivaoka @ 14:45 satria hono mitabataba bé laotra ireo ankizy eny @ bafond, dia ôtran zany faona ny niainana tany!!!
    ekeko tokoa ny voalazanao oe ny mpitondra firenena dia sortant an-ankatso, fa ny fanotaniana, sao dia izy sortant an-ankatso io mihintsy no mahatonga ny firenen-tsika hikoroso fahana tahaka izao é??? satria ankantso = bordel + indiscipliné + manque de savoir vivre + je ne sais plus koi, fa ts fahaizana mihintsy!!!

Leave a Reply

RSS Pakysse au somment de l’ONU sur le Changement Climatique

Foko on Twitter

RSS Foko Blog Club

  • Découvrez la vie en Mongolie avec Nomad Green novembre 28, 2009
    C’est plus tôt cette année que nous découvrîmes les nouveaux projets de Rising Voices et leurs super bloggers. De toutes les latitudes nous partageons le même activisme et la même passion pour transmettre des histoires et des expériences auxquells nous n’aurions pas accès si nous nous limitons aux autoroutes de l’information tradionnelles. […]
    admin
  • Nhari is still blogging and promoting Cyberactivism around him ! novembre 28, 2009
    Nhari is one of the youngest ICE English Club in Antananarivo members. He was quite busy with school these last months but he never misses an occasion to update his blog when he finds time and …internet connexion. Tomorrow on Saturday November 28th, he is promoting blogging in front of his English Club peers introducing [...]
    admin

RSS Barcamp Madagascar

Follow Pakysse on Twitter

RSS Follow Voiceteam coverage

Join the call for a global climate deal at TckTckTck.org