Archive pour janvier, 2008
De qui se moque t-on? L’augmentation du gaz à effet de serre est un probleme majeur pour tous les pays signataire du protocole de Kyoto.Madagascar en tant que membre en fait partie. L’exemple que je vais vous raconter ici est totalement contradictoire par rapport aux principes de bases du protocole. avec un investissement de 3,300 [...]
Ny tena tiako tsindriana eto dia ireo mpampianatra eny amin’ny anjely manontolo(université) satria dia mahatsapa ny tena fa tsy azo atao ny hangina ary izany indrinadra no nampirisika ahy hisarika ny sainareo mpamaky. vao tsy ela akory izay dia nanome vola be an-tapitrisa dolara maro ny fanjakana ho an’ny institut tsy mainkina iray eto an-tananarivo(INSCAE).ny [...]







